« Basta poco per fare tanto »

EN PARTENARIAT AVEC

Accueil
Le mot du Président
Tetezana Mada et Tetezana Onlus
Publié le mardi 26 mars 2024
« Le projet Soutien Scolaire A Distance »

Célébration eucharistique, passation de fanion, remise de diplômes et expression de joie lors de la sortie officielle de la promotion MAHARO de l'Ecole Supérieure d'Infirmier et de Sage-femme Saint François d'Assise Ankadifotsy le vendredi 19 janvier 2024 à l'eglise et salle d'œuvre de l'Ecar St François d'Assise Andravoahangy. Encore toutes nos félicitations à Rasazy Angela et nos vifs remerciements pour vos soutiens sans lesquels nos efforts et ceux d'Angela auraient été vains. Infiniment merci. Bon vent et que le meilleur reste à venir pour toi très chère Angela..

Fizarana diplaoma sy famoahana ara-pomba ofisialy ary fitsofan-drano ny andiany MAHARO (Miaro ny Aina Hanao izy Ankasitrahan'ny Ray ho an'ny Olombelona) avy ao amin'ny ESISFSFA izay notanterahina tetsy amin'ny EKAR Masindahy Fransoa avy any Asizy, Andravoahangy ny zoma 19 Janoary 2024. Arahabaina hatrany Rasazy Angela ❤️. Mahaleova mahalasana anaka dia tongava amin'ny tanjona iriana. Isaorana hatrany ihany koa ireo rehetra nanampy sy nanohana fa raha tsy teo ianareo dia zava-poana ihany ny ezaka sy finiavana ho tafita hoy Angela



2013-2022 | Lova