Deux étudiants en 2ème année de Licence auprès de la Faculté des Lettres et Sciences Humaines (FLSH) de l’Université d’Antananarivo, mention Communication, Médiation, Médias et Organisation (COMMO), dont RARIVELO Mialy Nirina et RANDRIAMAROSON Andriamihaja Nambinintsoa Faniry, ont effectué un stage d’orientation auprès de notre association du 2 au 14 juin 2025.
Ils étaient ravis d’avoir pu découvrir ce qu’est la vie associative et le sens du relationnel dans le social. Nous leurs souhaitons plein succès dans leurs études.
Tanora mianadahy, RARIVELO Mialy Nirina sy RANDRIAMAROSON Andriamihaja Nambinintsoa Faniry, mpianatra ao amin’ny sampana Communication, Médiation, Médias et Organisation (COMMO) eo anivon’ny « Faculté des Lettres et Sciences Humaines (FLSH) » Ankatso no nanatanteraka fizaran’asa ny 2 hatramin’ny 14 jona jona 2025 teo. Nahafinaritra, hoy izy ireo ny fiarahana. Na tapitra aza ny fizaran’asa dia tsy ho adino ny TETEZANA fa hitsidika sy hanampy ireo ankizy araka izay azo atao izahay, hoy hatrany izy ireo.
Mirary fahombiazana tanteraka ho an’i Mialy sy Faniry ny amin’ny tohin’ny fianarana ! Misaotra tamin’ny fiarahana sy izay mety ho tohiny !