Avec les rythmes que les bénéficiaires doivent suivre, on pourrait se demander pourquoi il n’y a pas assez de publication sur ce beau projet qui marche très bien d’ailleurs. Alors on a pris le temps de se poser un peu pour vous partager ces quelques photos. Veronia, Lucette et Miora sont actuellement en 6ème année et Sylviane en 5ème année de médecine humaine auprès de la Faculté de Médecine d’Antananarivo. Rita poursuit ses études en « Master I en Management Tourisme et Hôtellerie » à l’INTH. Elles sont les 5 étudiantes hébergées à la Casa di Piero !
Ohatry ny tsy dia nizara vaovao sy sary loatra nefa anisan’ny tetikasa mandroso tsara izy ity. Tena sarotra sy mafy kosa aloha ny fianarana tsy maintsy atrehina ka izay angamba no antony sa ahoana hoy ianareo ? Taona faha-6 izao i Veronia, Lucette ary Miora ; taona faha-5 kosa i Sylviane izay samy mpianatra ho dokotera. Manomana ny « Master I en Management Tourisme et Hôtellerie » kosa i Rita. Na tsy nifankafantatra aza izy ireo tany aloha dia manoatra noho ny mpirahavavy ankehitriny.
Forza ragazze!